FR/ EN
EspaceAgro selleco
Vente
Réf : 527073

Vente Levure De Bière - Madagascar ( Afrique)

Type activite : producteur
Pays : Madagascar ( Afrique)
Quantite : 200-500pieces

Description de l'annonce

Marque visible ZONE MEMBRE

misy karazany maro ny vokatra
* liquide 75cl (15000ar) sy 50cl (13000ar)
sotroina 3 sotro fihinanana maraina atoandro alohan'ny sakafo ary ny ariva ao aorian'ny sakafo.

* levure granulé neutre 150g (15000ar)
1/2 sotro kely maraina alohan'ny sakafo hafangaro amin'ny produit laitier ny fihinanana azy.

*protéine poudre 150g (13000ar) sy 350g (30000ar)
1 sotro maraina sy atoandro alohan'ny sakafo hafangaro amin'ny produit laitier no fihinanana azy.
7
* masque cheveux 150g (13000ar)
ahosotra 2 fois par semaine amin'ny odidoha alona 3h de temps ary rehefa vita izay dia sasana tsara amin'ny shampoing fampiasanao.

* masque visage 125g (15000ar)
ahosotra amin'ny tarehy 2 fois par semaine, atao matevitevina ny fanosorana azy ary 15 à 30 minute ny temps de pause rehefa vita izay dia hesorina moramora na sasana amin'ny rano

inona no traitement tianao atao tompoko mba ahafahako manome anao ny produit mifanaraka amin'izay?
Conditions tarifaires : à partir de 13.000ariary-30.000ariary
Infos officielles diffusées par l'annonceur
l'annonceur déclare être une entreprise
L'annonceur déclare pouvoir fournir sur demande :
Documents officiels
Des références clients

Producteur Partenaire

Spécialiste B2B.

Espace Professionnel

Déjà inscrit : Connexion Publier une annonce ? Inscription